Sary

Avy amin'i Wikipedia
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Ny Fotografia na ny hoe Sary dia fomba entina hananganana ny sary, na azo adika hoe sary izay notifirina ka azo raisina antanana. Betsaka ny karazana sary : sary nomerika, sary soikitra, sary vita amin'i loko, sary 3D,...sns. Ary tafiditra ho anisan'ireo art Malagasy koa ny sary.

Famaritana fototra[hanova | hanova ny fango]

Ny teny hoe photografia dia niainga avy tamin'ny tsiry kevitra manam-pahaizana i John Herschel ka azo adika amin'ny teny Grika araka izao hitan-tsika izao :

  • ny lohan-teny «photo-» (φωτoς, photos : lumière, clarté) «izay mitaratra ny hazavana», « ampiasaina amin'ny alalan'ny hazavana » ;
  • ny vondin-teny «-graphie» (γραφειν, graphein : peindre, dessiner, écrire) «izay manoratra », «izay mamoaka sary».

Ara-literatiora[hanova | hanova ny fango]

Azo adika tsotra ny fotografia dia fandokona sary.

rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]