Grika (vahoaka)
Fiseho
(tonga teto avy amin'ny Grika)

Ny Grika dia vahoaka indô-eorôpeanina izay nipetraka teo amin'ny toerana misy an' i Grisy ankehitriny ary ny tany ipetrahan'ny olom-pirenena grika na avy amin'ny foko grika, toa an' i Kipra (na Kiprosy), ary nosy hafa maromaro eo amin'ny manodidina ny Ranomasina Mainty, ny morontsiraka andrefan'i Anatôlia ary ireo Grika izay nifindra monina.
Ny fiteny tenenin'ny Grika ankehitriny dia ny fiteny grika vaovao, izay samihafa amin'ny fiteny grika taloha amin' ny endriny manana tsindrim-peo tokana eo amin' ny fiteny.
