Televiziona Nomerika Antany
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Ny Televiziona Nomerika Antany (raha amin'ny teny frantsay télévision numérique terrestre na TNT; amin'ny teny anglisy Digital Terrestrial Television na DTT), dia fampivoarana ara-tekinika ny fahitalavitra eto amin'izao tontolo izao. Izy io dia mandeha amin'ny alalan'ny onja hertzianina, tariby na amin'ny alalan'ny zanabolana.
Tombotsoa[hanova | hanova ny fango]

Vokadratsy[hanova | hanova ny fango]
