Kôrea Atsimo: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
MerlIwBot (dinika | fandraisan'anjara)
Andalana faha-83: Andalana faha-83:
[[bs:Južna Koreja]]
[[bs:Južna Koreja]]
[[bug:Korea Selatan]]
[[bug:Korea Selatan]]
[[bxr:Өмнөд Солонгос]]
[[bxr:Урда Солонгос]]
[[ca:Corea del Sud]]
[[ca:Corea del Sud]]
[[cdo:Hàng-guók]]
[[cdo:Hàng-guók]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 6 Desambra 2012 à 13:07

대한민국 / 大韓民國 ((ko))
Daehan Min-guk ko
Repoblikan'i Korea ((mg))
Sainan'i Korea Atsimo Evan'i Korea Atsimo
(Antsipirihany) (Antsipirihany)
Teny filamatra : 널리 인간세상을 이롭게 하라 (홍익인간)
Korea mihetsika
Teny ofisialy Fiteny koreanina
Renivohitra Seoul
37°35′N, 127°0′E
Tanàna ngeza indrindra Seoul
Fitondrana sy governemanta
 - Filoha
 - Praiministra
Repoblika
Lee Myung-bak
Yoon Jeung-hyun
Velarantany
 - Tontaliny
 - Rano (%)
faha 107
99 274 km²
0,3%
Isam-ponina
 - Tontaliny (2008)
 - hakitroka
faha 25
49 232 844 mpo.
480 mpo./km²

{{{1}}}

Anaran'ny mponina Koreanina
IDH (2006) Mihakatra 0,928 (élevé) faha 25}
Sandam-bola Won(원, KRW, ₩) (KRW)
Faritr'ora UTC +9
Hiram-pirenena Aegukga
Valan-tsehatra internet
Antso
an-tariby
+82

Ny Korea Atsimo na Repoblikan'i Korea dia firenenan'ny Azia atsinanana any atsimon'ny saikanosy koreana. Seoul (서울, seo-ul) no renivohiny. Ny fiteny koreanina dia teny ofisialy ary tenim-pirenena, ny soratra ofisialy dia ny soratra hangul ary ny Won koreana tatsimo no ampaisaina.

Any avaratr'i Korea Atsimo, 238 km ny halava ny sisin-tany manasaraka azy amin'ny Korea Avaratra. Faritra tsy asian-tafika io sisin-tany io kanefa amin'izao fotoana izao sisin-tany anisan'ny be mpiambona indrindra eto an-tany ny sisin-tany koreana tavaratra sy tatsimo : mahery ny iray tapitrisa no isan'ny miaramila miambina io sisin-tany io.

Hanguk ny anarana omen'ny koreana ny korea Atsimo, ny dikany dia « Firenenan'ny Han » (soratra hangeul : 한국 ; soratra hanja : 韓國), ny Han dia mponina prehistôrika iray niaina tany korea (samihafa amin'ny foko Han ankehitriny miaina any Sina). Choson koa no anarana omena an'io firenena io (Chosŏn, 朝鮮).

Ny dikan'ny Daehan Minguk (대한민국; 大韓民國) dia « Repoblika ben'ny Han ».