Korea

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

I Korea dia faritra any Azia Atsinanana manana velaran-tany 220.258 km2 sady hita eo anelanelan'i Japàna sy i Sina ary i Rosia. Ny saikanosin'i Korea sy nosy maro ary tany eo anelanelan'ny andilan-tanin'i Korea sy ny renirano Yalou sy Tumen no mamorona azy. Mizara ho firenena roa i Korea, dia i Korea Avaratra sy i Korea Atsimo.