Aostralia: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
FoxBot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.6.5) (Rôbô Nanampy: or:ଅଷ୍ତ୍ରେଲିଆ
Andalana faha-97: Andalana faha-97:
{{Link FA|de}}
{{Link FA|de}}
{{Link FA|en}}
{{Link FA|en}}

[[nso:Australia]]


[[ace:Australia]]
[[ace:Australia]]
Andalana faha-235: Andalana faha-233:
[[nov:Australia]]
[[nov:Australia]]
[[nrm:Australie]]
[[nrm:Australie]]
[[nso:Australia]]
[[nv:Nahatʼeʼiitsoh Bikéyah]]
[[nv:Nahatʼeʼiitsoh Bikéyah]]
[[oc:Austràlia]]
[[oc:Austràlia]]
[[om:Australia]]
[[om:Australia]]
[[or:ଅଷ୍ତ୍ରେଲିଆ]]
[[os:Австрали]]
[[os:Австрали]]
[[pa:ਆਸਟ੍ਰੇਲੀਆ]]
[[pa:ਆਸਟ੍ਰੇਲੀਆ]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 1 Febroary 2012 à 10:55

Mbola ambangovangony  amin'ny resaka firenena ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Australia
Flag Coat of arms
saina faneva
Nationaly information
Teny Filamatra: none (formerly Advance Australia)
Hiram-pirenena:
(hira)
Advance Australia Fair
Momba Olona
Fiteny ofisialy: Anglisy
Mponina:
(# olona)
  • Manontolo: 20,555,300
    (laharana faha #53rd)
  • Hakitroka: 2.65 isaka km²
Jeografy / Toerana
country map
country map
Here is the country on a map of the world.
Renivohitra: Canberra
Tanàna lehibe indrindra: Sydney
Velarantany
  • Manontolo: 7,686,850 km²
    (laharana faha #6th)
  • Rano: {{{area_water}}} km² (1%)
Politika / Fitondrana
Established: Janoary 1, 1901
Fitondrana: Fanjakan'Andriana
Anaran'ny Mpitondra: Mpanjakavavy
Anaran'ny Mpitondra: Praiminisitra
Filoham-pirenena: Elizabeth II
Toe-karena / Vola
Sandam-bola:
(Anaran'ny vola)
Australian dollar
Iraisam-pirenena information
Faritra ora: UTC +8-+11
Antso an-tariby (dialing code): 61
Faritra Internet domain: .au


Aostralia, izay mitondra ihany koa ny anarana Commonwealth an'i Aostralia (amin'ny teny anglisy Commonwealth of Australia) dia firnena ao min'ny ila-bolantany atsimo. Ao Oseania, i Aostralia dia ny firenena lehibe indrindra ary be mponina indrindra. Ao amin'ny Commonweakth an'i Aostralia dia ahitana an'i Tasmania ary nosy hafa maro ny ranomasimbe Aostrala, Pasifika ary Indianina. Ny firenena manodidona azy dia i Indonezia, Timor Atsinanana, ary Papoazia Ginea Vao any avaratra, i Nouvelle-Calédonie any avaratra atsinanana, Nouvelle-Zélande any atsimo atsinanana ary ny Tany frantsain'ny nosy Kerguelen any andrefan'ny nosy aostralianina Heard ary McDonald.

Fiavian'ny anarana hoe Aostralia

Ny teny Aostralia dia avy amin'ny fiteny anglisy Australia, izay avy amin'ny teny latina Australis ("Atsimo"). Tamin'ny taonjato faharoa, nihevitra ny siantifika latina fa misy kaontinenta tsy fantatra eo amin'ny ilabolantany atsimo (izay manana anarana hoe Terra Australis Incognita) mba tsy hisavilivilian'ny tany noho ny lanjan'ny kaontinenta ao amin'ny ilabolantany avatatra. Ny fampiasana voalohany ny teny Australia (fa tsy Terra Australis intsony) tamin'ny teny anglisy dia tamin'ny 1625 ("A note of Austrlia del Espiritu Sancto"), izay nosoratan'i Master Hakluyt, navoakan'i Samuel Purchas tao amin'i Hakluytus Posthumus[1]). Ny mpamaritra anarana nerlandey Australische dai nampiasaina tanaty lahatsoratra ofisialin'ny zanatany holandein'i Indonezia hamaritana ireo tany hita tao atsimon'i Indonezia tamin'ny 1638. Navadika teny frantsay ho Australie ilay teny Australia ary fampiasana azy voalohany tanaty boky dia tamin'ny taona 1676 tao amin'i La Terre Australe, tantara noforonina mikasika olona noforonina, izay noforonin'i Gabriel de Foigny[2]. Nampiasain'i Alexander Dalrymple ilay teny tao amin'ny boky An Historical Collection of Voyages and Discoveries in the South Pacific Ocean tamin'ny taona 1771 hanononana ireo tany hita tamin'ny faritra atsimon'ny Ranomasimbe Pasifika. Tamin'ny 1793, namoaka ny boky Zoology and Botany of New Holland i George Kearsley Shaw ary i Sir James Smith ary io no nosoratany : "Nosy be, na kaontinenta, an'i Aostralia, Aostralazia na Holandy Vao"[3]

Tantara

Efa ho 50 000 taona lasa izay ny olombelona no nipetraka tany Aostrala. Ireo mponina voalohany nipetraka tao Aostralia ireo, izay antsoina ihany koa hoe Aborijinina, dia tonga tao Aostralia avy tany Indonezia tamin'ny fampitana ny tanjona maro vokatry ny fitambaran'ny nosin'i Ginea Vao, i Aostralia ary i Ginea Vao.

Tamin'ny taona 1606 ny eoropeanina no tonga voalohany tao Aostralia.

Politika

Toe-karena

Jereo koa

Boky

Rohy ivelany

Tsiahy

  1. Purchas, vol. iv, p. 1422–32, 1625.
  2. La Terre australe connue : 1676 / Gabriel de Foigny ; éd. établie, présentée et annotée par Pierre Ronzeaud. - Paris : Sté des textes français modernes, 1990. - XCVIII-242 p. ; 18 cm. ISBN 2-86503-191-8
  3. the vast island, or rather continent, of Australia, Australasia or New Holland

Endrika:Link FA Endrika:Link FA Endrika:Link FA