Aller au contenu

Isa miabo

Avy amin'i Wikipedia

Ny isa miabo dia isa lehibe nono ny aotra, sady mety ialohavan' ny eva +, ohatra 3 na e. (= 2,718281...). Ivelan' ny lahatsoratra matematika, rehefa miresaka momba ny isa miabo na miiba dia tsy tafiditra ao anatin' izany ny isa aotra.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]