Iahvisma

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

Ny iahvisma dia endriky ny fivavahan'ny Israelita talohan'ny fahababoan'ny Jiosy tany Babilona, izay mino ny fisian'i Iahveh ho andriamanitr'i Israely nefa mibno ihany koa ny fisian'ny andriamanitr'ireo firenena manodidina an'i Israely sy ny an'ny firenena hafa. Karazana henoteisma na monolatria izany ny iahvisma.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]