Hankany amin'ny vontoatiny

Horst Köhler

Avy amin'i Wikipedia
Horst Köhler
Ankapobeny
AnaranaHorst Köhler
Teraka22 febroary 1942
Toerana-
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Alemaina
Asa :
Fiainana manokana

Horst Köhler dia mpanao politika alemana, Filoham-pirenena alemana, teraka ny 22 febroary 1943 tao Heidenheim, (Skierbieszów), Polonina, † 1 Febroary 2025 any Berlin)


Sampan'ny

[hanova | hanova ny fango]

nodimbiasany: Johannes Rau (1999–2004)

mpandimby: Christian Wulff (2010–2012)

Filohan'ny Alemania

[hanova | hanova ny fango]
nodimbiasany: Filohan'ny Alemaina mpandimby:
Johannes Rau
1999-2004
Horst Kohler
2004-2009
Christian Wulf
2010-2012

Ny fiainany manokana

[hanova | hanova ny fango]

Ny vadiny dia Eva Luise Köhler. Nanan-janaka roa izy ireo, Jochen Köhler, teraka tamin’ny 1977, sy Ulrike Köhler, teraka tamin’ny 1973, izay voan’ny Retinopathia pigmentosa fony izy zatovo ary nanjary jamba vokatr’izany.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]