Hankany amin'ny vontoatiny

Johannes Rau

Avy amin'i Wikipedia
Johannes Rau
Ankapobeny
AnaranaJohannes Rau
Teraka16 janoary 1931
ToeranaWuppertal
Maty27 Janoary 2006 (Berlin)
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Alemaina
Asa :
Fiainana manokana

Johannes Rau dia mpanao politika alemana, Filoham-pirenena alemana, teraka ny 15 Janoary 1931 - 27 Janoary 2006 tao Berlin.

Sampan'ny

[hanova | hanova ny fango]
  • Praiminisitra Nordrhein-Westfalen: 1978-1998
  • Filohan'ny Repoblika Federalin'i Alemaina: 1999-2004


Filohan'ny Alemania

[hanova | hanova ny fango]
nodimbiasany: Filohan'ny Alemaina mpandimby:
Roman Herzog
1994–1999
Johannes Rau
1999-2004
Horst Köhler
2004-2009

Ny fiainany manokana

[hanova | hanova ny fango]

Ny vadiny dia Christina Delius.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]