Hanokà

Avy amin'i Wikipedia
Jiro sivy rantsana an'ny Hanokà, atao hoe מנורת חנוכה / Menorat Hanukkah) amin'ny teny hebreo.

Ny Hanokà dia fety jiosy ahatsiarovana ny fitokanana indray ny alitara fanaovam-panatira tao amin'ny Tempoly faharoa ao Jerosalema, tamin'ny fiverenana amin'ny fanompoam-pivavahana jiosy, telo taona taorian'ny nandraran'i Antiokosy IV (Seleokida) an'izany. Manomboka amin'ny 25 Kislev hatramin'ny 2 Tevet no anaovana ny fankalazana.

Atao hoe חג החנוכה / Hag ha-Hanukka "fetin'ny fanorenana" izany fety izany amin'ny teny hebreo.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]