Yom Kippur
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Ny Yom Kippur (hebreo: יוֹם כִּיפּוּר na יום הכיפורים / Yom ha-Kippurim "andron'ny famelan-keloka" na "androm-panavotana") dia andro anaovana fifadian-kanina sy vavaka be ao amin'ny fivavahana jiosy izay tanterahina amin'ny 10n'ny volana Tishri.
Jereo koa[hanova | hanova ny fango]
- Fetim-pivavahana jiosy: Rosh ha-Shana ("fiantombohan'ny taona") ; Yom Kippur ("andron'ny famelan-keloka") ; Sukkot ("fetin'ny trano lay" na "fetin'ny tabernakely"); Shemini Atseret ("valo andro fivoriana"); Simkhat Torah ("hafaliana ny amin'ny Lalàna"); Khanukka ("fetin'ny fanorenana"); Tu bi-Shevat ("dimy ambin'ny folo andron'ny Shevat"); Purim ; Pesakh (Paska jiosy); Shavuot("herinandro").