Shemini Atseret

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche

Ny Shemini Atseret (hebreo:שְׁמִינִי עֲצֶרֶת‬ "valo andro fivoriana" na יּוֹם הַשְּׁמִינִי עֲצֶרֶת / Yom ha-Shemini Atseret "fetim-pamaranana amin'ny faha-valo andro") dia fety jiosy ankalazana ny fanombohan'ny fotoana irotsahan'ny rononorana ao Israely. Ankalazaina amin'ny 22n'ny volana Tishri izany fety izany.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]