Rosh ha-Shana
Ny Rosh ha-Shana (hebreo: רֹאשׁ הַשָּׁנָה "fiantombohan'ny taona" na יוֹם תְּרוּעָה /Yom Teruah "androm-piantsoana"); fia fety jiosy ankalazana ny taom-baovao ivelan'ny fivavahana. Ankalazaina amin'ny 1 sy 2 Tishri izany. Ny taom-baovaom-pivavahana dia ny 1 Nisan.
Jereo koa[hanova | hanova ny fango]
- Fetim-pivavahana jiosy: Rosh ha-Shana ("fiantombohan'ny taona") ; Yom Kippur ("andron'ny famelan-keloka") ; Sukkot ("fetin'ny trano lay" na "fetin'ny tabernakely"); Shemini Atseret ("valo andro fivoriana"); Simkhat Torah ("hafaliana ny amin'ny Lalàna"); Khanukka ("fetin'ny fanorenana"); Tu bi-Shevat ("dimy ambin'ny folo andron'ny Shevat"); Purim ; Pesakh (Paska jiosy); Shavuot("herinandro").