Fujairah (emirata)

Avy amin'i Wikipedia
Ny Emiratan' i Fujairah ao amin' ny Emirata Arabo Mitambatra

I Fujairah dia iray amin' ny emirata fito mandrafitra ny Emirata Arabo Mitambatra, hany tokana amin' ireo fito manana morontsiraka eo amin' ny Hoalan' i Ômàna ary tsy manana morontsiraka ao amin' ny Hoala Persika. Ny renivohiny dia i Fujairah. Atao hoe إِمَـارَة ٱلْفُجَيْرَة / Al-Fuǧaira izy amin' ny teny arabo. Mirefy 1 166 km2 eo ho eo ny Emiratan' i Fujairah. Ny isan' nymponina ao aminy dia 256 256 tamin' ny taona 2019.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]