Fujairah

Avy amin'i Wikipedia
I Fuyaira

I Fujairah dia tanàna ao amin' ny Emirata Arabo Mitambatra, renivohitry ny Emiratan' i Fujairah. Izy no hany renivohitra emirata hita ao amin' ny Hoalan' i Ômàna (ny enina hafa dia ao amin' ny Hoala Persika), ary ny akaiky indrindra amin' ny sisin-taniny iraisam-pirenena, satria i Ômàna dia 15 km any atsimo, tahaka ny faritra mitoka-monina ômanein' i Madha any avaratra.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]