Franckfort/Main

Tanàna lehibe ao atsimon'i Alemaina, amin'ny reniranon'i Main i Frankfurt (Alemainai: Frankfurt am Main, Frantsay: Francfort-sur-le-Main). Manana mponina miisa 724 869 mponina.
Olo-malaza avy ao Franckfort[hanova | hanova ny fango]
- Johann Wolfgang von Goethe (1749 - 1832)
- Anne Frank (1929 - 1945)
Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]
![]() |
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Franckfort/Main |
- Ny mpanolotsain'ny tanànan'ny Franckfort Archived Mey 3, 2019 at the Wayback Machine