Eintracht Frankfurt
Fiseho

Eintracht Frankfurt dia klioba baolina kitra matianina ao amin'ny
Alemaina.
Ny ekipa amin'izao fotoana izao dia milalao amin'ny ligy voalohany any Alemaina.
Tanana: Franckfort/Main (
Hessen)
Fahombiazana:
[hanova | hanova ny fango]- Mpandresy ny amboara eropeana: 1980, 2022
- Mpandresy ny amboara alemana (5): 1974, 1975, 1981, 1988, 2018
- Tompondaka alemà: 1959
Rohy ivelany
[hanova | hanova ny fango]| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Eintracht Frankfurt |