Lufthansa

Avy amin'i Wikipedia



Foibe Lufthansa ao Cologne

Lufthansa dia orinasa zotram-piaramanidina lehibe indrindra aoAlemaina, ary faharoa lehibe indrindra ao Eoropa.[1][2] Frankfurt am Main ary Munich no anisan'ny hub an'i Lufthansa , Ny hub dia seranam-piaramanidina mba ahafahan'ireo mponina ho an'ireo mponina izay efa tonga na mbola hiova fiaramanidina.

Mividy fiaramanidina amin'i Boeing sy Airbus i Lufthansa. Manana fiaramanidina lehibe afaka manidina mankany Amerika Avaratra, AZia, ary Afrika i Lufthansa. Sidina dia lavitra ireo sidina ireo satria samy mifanalavitra ny tanàna izoran'ilay sidina. Manana fiaramanidina kely i Lufthansa ho an'ireo sidina manerana an'i Eoropa Ireo zotra ireo dia zotra dia fohy .

I Lufthansa dia mpikamban'ny Star Alliance izay midika fa miara-miasa amin'ireo orinasa fitaterana am-piaramanidina hafa izy toa United Airlines na Air Canada. Samy miara-miasa ny mpikamban'ny Star Alliance mba handahatra ny sidiny ka moramora kokoa ho an'ny mpandeha ny manao dia.

Ny anaran'ny fandaharana mpisidina matetika dia Miles and More. Mitombo ny isan'ny kaonty ananan'ny mpandeha isaky ny misidina. Rehefa ampy ny kaontiny dia afaka manana sidina maimaimpoana izy ireo. Manana ny Miles and More i Lufthansa mba hampirisika ny olona hisidina amin'ny zotran'i Lufthansa.

Maro ireo zotra am-parotra ananan'i Lufthansa amin'i CityLine, Eurowings ary Air Dolomiti

Andiam-piaramanidina[hanova | hanova ny fango]

Airbus A380 Lufthansa nipetraka tao Frankfurt (2010).

Mampiasa fiaramanidina tahaka itony i Lufthansa:

Andiam-piaramanidina Lufthansa
Karazana Isa manontolo Mpandeha
(Voalohany/Afera/Ekonomika)
Filazana fanampiny
Airbus A319-100 32 (1 nafarana) 138
Airbus A320-200 62 (41 nafarana) 168
Airbus A320neo 0(60 nafarana) Not known
Airbus A321-100 0
(40 orders)
200
Airbus A321-200 42
(2 orders)
200
Airbus A321neo
0(40 orders) Tsy fantatra
Airbus A330-300 18
(1 order)
217 (8/48/161)221 (8/48/165)
Airbus A340-300 28 266 (44/222)
221 (8/48/165)
247 (8/42/197)
Airbus A340-600 [1] Archived Aprily 14, 2009 at the Wayback Machine 24 306 (8/60/238)
Airbus A380-800 10(4 nafarana) 526
Boeing 737-300 13 123
126
Nesorina
Boeing 737-500 9 123 Nesorina
Boeing 747-400 20 330 (16/80/234)
390 (16/64/310)
Boeing 747-8 [2] Archived Aprily 14, 2009 at the Wayback Machine 9(10 nafarana) Voaray vaovao: 5 tamin'ny 2014, 5 tamin'ny 2015
Boeing 777-9X 0(34 nafarana) Tsy fantatra Ho voaray amin'ny 2020

Andiam-piaramanidim-paritra[hanova | hanova ny fango]

Fanafarana Isa manontolo Fanafarana manontolo
Bombardier CRJ700 13* 13
Bombardier CRJ900 12 23 23* 35 23
Embraer 190 9 6 9 6
Embraer 195 24 1 10 34 1
Airbus A320-200 23 23
Isa manontolo 58 30 10

*= Nesorina, Sata: Novambra 2014

Oha-jotra[hanova | hanova ny fango]

  • Lufthansa CityLine: avy aoFrankfurt ary Munich samy alemàna, ary samy eoropeana kely (ohatra: Dresden, Bremen ary Belgrade)
  • Air Dolomiti: Frankfurt mankany Verona, avy ao Munich mankany Ancona, Bologna, Catania, Genoa, Milan, Palermo, Pisa, Roma, Trieste, Turin, Zurich, seasonal Cagliari
  • Eurowings: sidina amin'ny tanjona sy fiaviana samy alemà ary sidina samy eoropeana amin'ny anaran'i Germanwings na Lufthansa Regional

Tsiahy[hanova | hanova ny fango]

  1. "About Lufthansa Airlines". yatra.com. Retrieved 2008-10-26.
  2. Brandt, Nadja (30-07-2009). "BASF, Continental AG, Lufthansa, Siemens: German Equity Preview". Retrieved 05-08-2009. {{cite web}}: Check date values in: |accessdate= and |date= (help); Unknown parameter |coauthors= ignored (|author= suggested) (help)

Tranonkala hafa[hanova | hanova ny fango]

Endrika:Star Alliance Endrika:Transport-stub