Fivondronam-pokontany

Avy amin'i Wikipedia

Ny fivondronam-pokontany na fivondronampokontany na fivondronana dia fitambaran' ny firaisam-pokontany maromaro eo ambany fifehezan' ny lehiben' ny fivondronam-pokontany ary ao anatin' ny faritany. Tamin' ny Repoblika faharoa teto Madagasikara no nahitana ity rafitra ity, izay fanatanterahana ny atao hoe vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana. Ankehitriny dia foana ny fivondronam-pokontany. Ny ankamaroany dia mifanandrify amin' ny fari-piadidian' ny distrika.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]