Firaisam-pokontany

Avy amin'i Wikipedia

Ny firaisam-pokontany na firaisampokontany na firaisana dia fitambaran' ny fokontany maromaro eo ambany fifehezan' ny lehiben' ny firaisam-pokontany ary ao anatin' ny fivondronam-pokontany. Tamin' ny Repoblika faharoa teto Madagasikara no nahitana ity rafitra ity, izay fanatanterahana ny atao hoe vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana. Taty aoriana dia nosoloana ny kaominina ny ankamaroan' ny firaisam-pokontany ary ny sasany nozaraina ho kaominina roa na mihoatra.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]