Fivavahana tsy misy andriamanitra

Avy amin'i Wikipedia

Ny fivavahana tsy misy andriamanitra na fivavahana tsy mino andriamanitra dia ireo fombafomba na finoana na fitsipika na tenimpinoana (dôgma) an' ny olona na vondron' olona iray tsy misy ifandraisany amin' Andriamanitra na amin' ny andriamanitra na iza na iza. Azo ampitovina amin' ny endrika filôzôfia na fiainam-panahy ny fivavahana toy izany. Ny jainisma sy ny bodisma no fivavahana heverina fa tsy mino ny fisian' ny andriamanitra mpamorona.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]