Fivavahan-drazana

Avy amin'i Wikipedia

Ny fivavahan-drazana na fivavaham-poko dia fivavahana na finoana an' ny foko na vondrom-poko na firenena iray manokana. Avahana amin' ny fivavahana manana fikendrena anjiaby, toy ny kristianisma sy ny finoana silamo (izay tsy voafetra ho an' ny foko na vondrom-poko na firenena iray), ny fivavahan-drazana.

Ny fivavahan-drazana afrikana[hanova | hanova ny fango]

Ny fivavahan-drazana afrikana dia fivavahana isan-karazany ahitana fivavaham-poko maro. Matetika dia tsy voasoratra ny fomba sy fanao ao amin' ireo fivavahana ireo fa miampita am-bava, ka ahitana karazan' andriamanitra ambony sy ambany, indraindray ahitana finoana andriamanitra mpamorona, finoana ny fisian' ny fanahy, ny fivavahana amin' ny fanahin' ny maty, ny fampiasana majika sy sikidy ary ny fitsaboana nentim-paharazana. Maro amin' ireo fivavahana ireo ny mananana endrika animista, ny sasany pôliteista ary ny hafa panteista.

Ny fivavahan-drazana sinoa[hanova | hanova ny fango]

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]