Aller au contenu

Fiteny sorzika

Avy amin'i Wikipedia

Ny fiteny sorzika dia fifangaroan' ny fiteny okrainiana sy rosiana ampiasaina any amin' ny faritra sasany ao Okraina sy ny faritra manodidina an' i Rosia sy Môldavia. Izany dia matetika ampiasaina amin' ny fanitsakitsahana ny fenitra, tsy fankatoavana na tsy fahafantarana ny fitsipiky ny fiteny okrainiana sy rosiana. Amin' ny teny okrainian sy rosiana izy dia arao hoe суржик / surzhik Ampiasaina matetika izy io any amin' ny ankamaroan' ny faritra ambanivohitr' i Okraina atsinanana, afa-tsy ny faritra an-tanàn-dehibe ao Donetsk, Kharkiv, ary Luhansk, izay ny ankamaroan' ny mponina dia mampiasa ny fiteny rosiana mahazatra.