Fiteny italiana

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Fiteny italiany)
italiana
italiano

Isan'ny mpiteny 65 tapitrisa
Faritany Italia,  Soisa,  Malta, Endrika:San Marino, Endrika:Vatican
Sata Teny ofisialy any Italia,  Soisa, Endrika:San Marino,  Vatican City ary ao amin'ny  Vondrona Eoropeana


Ny fiteny italiana dia ny fiteny tenenina any Italia, any San Marino ary any Vatikàna.[1] Ansan' ny fiteny rômana ny fiteny italiana izay tenenin' ny olona miisa 66 tapitrisa any ho any. Heverin' ny mpahay teny ho fiteny tokana mizara fitenim-paritra maro ny fiteny italiana. Nisampana avy amin' ny fiteny latina ny fiteny italiana, sahala amin' ireo fiteny rômana hafa toy ny fiteny frantsay, ny fiteny espaniôla, ny fiteny pôrtogey sns. Ny fiteny italiana no fiteny mifanahaka indrindra amin' ny fiteny latina.

Itenenana italiana koa ny any Soisa atsimo, ny any Sicilia, ny any Kôrsa, ny any Sardinia na Sardaina, ny any amin' ny morontsiraka avaratra-atsinanan' ny Ranomasina Adriatika, ny any Amerika Avaratra ary ny any Amerika Atsimo.

Boky azo anovozan-kevitra[hanova | hanova ny fango]

Loharano[hanova | hanova ny fango]

  1. Berloco 2018