Fiteny ôti-vôlta

Avy amin'i Wikipedia

Ny fiteny ôti-vôlta dia ireo fiteny mamorona zana-bondrona ao amin' ny fiteny gora, vondrona misy fiteny telompolo any ho any ao amin' ny tapany avaratr' i Ganà sy ao Benîno, ary ao Borkina Fasô, tenenin' ny olona miisa 12 000 000 any ho any. Ny be mpiteny indrindra dia ny fiteny moore, izay fitenim-pirenen' i Borkina Fasô, ampiasain' ny olona miisa 5 000 000 any ho any, anisan' izany ny ao amin' ny tapany avaratr' i Tôgô sy any Ganà . Mifankahazo fiteny ihany ny vahoaka miteny ôti-vôlta. Nahazo ny anarany avy amin' ny anaran' ny rebniranbo Oti sy Volta.