Filankevi-pilaminan'ny Firenena Mikambana

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy

Ny Filankevi-pilaminan'ny Firenena Mikambana dia ny vatana mpampihatra ao amin'ny Firenena Mikambana. Nofaritana ho manana andraikitra amin'ny fitazomana ny fandriam-pahalemana ary ny filaminana iraisam-pirenena izy io araky ny Dinan'ny Firenena Mikambana ary manana fahefana manokana toy ny fitazomana ny fandriampahalemana, ny fametrahana sazy iraisam-pirenena ary ny fanomezan-dalàna hanafika.

Firenena mpikambana[hanova | hanova ny fango]

Firenena mpikambana 5 manan-jo fanoherana
Firenena Vondrona Masoivoho
Flag of the People's Republic of China.svg Sina Azia-Pasifika Liu Jieyi
Flag of the United States.svg Etazonia Eoropa andrefana ary hafa Samantha Power
Flag of France.svg Frantsa Eoropa andrefana ary hafa Gérard Araud
Flag of the United Kingdom.svg Fanjakana Mitambatra Eoropa andrefana ary hafa Mark Lyall Grant
Flag of Russia.svg Rosia Eoropa atsinanana Vitali Churkin


Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.