Filankevi-Pilaminan' ny Firenena Mikambana
Fiseho
Ny Filankevi-Pilaminan' ny Firenena Mikambana na Filankevi-Piarovan' ny Firenena Mikambana dia ny rantsana mpanatanteraka ao amin' ny Firenena Mikambana. Nofaritana ho manana andraikitra amin' ny fitandroana ny fandriam-pahalemana sy ny filaminana iraisam-pirenena izy araka ny Dinan' ny Firenena Mikambana ary manana fahefana manokana toy ny fitazomana ny fandriampahalemana, ny fametrahana sazy iraisam-pirenena ary ny fanomezan-dalana hanafika.
Firenena mpikambana
[hanova | hanova ny fango]Firenena | Vondrona | Masoivoho |
---|---|---|
![]() |
Azia-Pasifika | Liu Jieyi |
![]() |
Eorôpa Andrefana sy hafa | Samantha Power |
![]() |
Eorôpa Andrefana sy hafa | Gérard Araud |
![]() |
Eorôpa Andrefana sy hafa | Mark Lyall Grant |
![]() |
Eorôpa Atsinanana | Vitali Churkin |