Farsa

Avy amin'i Wikipedia
Ny Faritanin' i Farsa ao Iràna ankehitriny

I Farsa na Parsa dia iray amin' ireo faritany iraika amby telopolon' i Iràna, ao atsimo-andrefana. Ny renivohiny dia i Shiraz. Misy mponina eo amin' ny 4 323 626 ny ao tamin' ny taona 2004. Manana velarana 122 416 km2 i Farsa. Amin' ny teny persana dia atao hoe فارس . Fārs na پارس / Pārs i Farsa.

I Farsa no tany niavian' ny Persàna. Ny anaran' ny fiteny persana amin' izy ireo dia فارسی / fārsī na پارسی / pārsī. Fanovana ho amin' ny fiteny arabo ny hoe Pars ny hoe Fars. Amin' ny fiteny persiana tranainy dia atao hoe Pārsā i Farsa. Tamin' ny Andro Taloha dia fantatra amin' ny hoe Persida i Farsa.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Faritany ao Iràna: