Epistily nosoratan' i Petera
(tonga teto avy amin'ny Epistilin' i Petera)
Ny Epistily nosoratan' i Petera na Epistola nosoratan' i Piera na Taratasy nosoratan' i Piera dia boky roa ao amin' ny Testamenta Vaovao ao amin' ny Baiboly izay lazaina fa nosoratan' ny apôstôly Petera na Piera. Isan' ireo atao hoe Epistily katôlika na Epistola katôlika (ho an' ny olon-drehetra) ireo taratasy roa ireo. Ireto avy ireo epistily ireo: Epistily voalohany nosoratan' i Petera sy ny Epistily faharoa nosoratan' i Petera.