Aller au contenu

Endrika:Mpikmambana:BeGasy

Avy amin'i Wikipedia
Tonga soa eto amin’i Wikipedia
Ny wikipedia dia raki-pahalalana malalaka azon’ny tsirairay ovaina
Androany, Alatsinainy 30 Desambra 2024 - 18:03 (UTC), Mahatratra 98 565 ny takelaka misy ato amin'ny wikipedia malagasy ankehitriny.
Miarahaba tompoko
Tonga soa ato amin'ny BeGasy
mg Ny teny malagasy no teny nibeazan'ity mpikambana ity.
fr-2 Cet utilisateur peut contribuer avec un niveau moyen en français.
en-2 Mpikmambana:BeGasy is able to contribute with an intermediate level of English.

Sary:Fb wiki.jpg

Anarana notsoahina avy amin'ny Bezara ny teny hoe "Be" ary nampiana Gasy izay nalaina avy amin'ny teny hoe Malagasy, raha atambatra dia BeGasy. Miezaka hatrany aho mandray anjara amin'ity wikipedia malagasy ity na dia kely aza ny fotoanako. Florent Bezara no tena anarako ary mbola mpianatra ao amin'ny Oniversite Mahajanga. Mbola fotoana vitsivitsy izay no naha Mpandrindra aho tato amin'ny wikipedia malagasy, tsy kivy ary tsy maintsy hanao ezaka hatrany hampivelatra sy hampandroso ny wiki mg. Ary manentana anao koa aho mba hitovy tanjona amiko, entano koa ireo namanao.


Tsy mifoka sigara
Tsy mifoka sigara


my friend!

Welcome inMalagasy

Do you have a questions or you don't speak malagasy? If you need help, Check here

Tarigetrako

[hanova ny fango]

Minoa ary Mitraka.
Fikiriko ny ahy ary feheziko ny hafa.

Statistika momba ahy ato amin'i Wikipedia

[hanova ny fango]


Lohahevitra tokony ho soratana

[hanova ny fango]

Ireto avy ny lahatsoratra tiako sady ezahiko ho soratana ato amin'ny Wikipedia Malagasy. Tsy izany ihany fa afaka koa inao manampy anay amin'ny famelabelarana ireto lohahevitra ireto.


FANDROSOANA TANTARA OlONA HAFA
Siansa Fanatan-jahatena Biôgrafia
Tekinôlôjia Jeografia Politika
Taozavatra Sarimihetsika Fahasalamana sy Sosialy Jereo koa ireo hafa((en))

Pejy rehetra 

Sokajy 

Tetikasa wiki 

 

 

 

Filozofia 

Matematika 

Kolontsaina malagasy 

Ekolojia 

Teknolojia 

Simia