Distrikan' Amboasary-Atsimo
Distrikan' Amboasary-Atsimo | ||
Velarantany | NC | |
Isam-ponina | 258 241 mponina | |
Tanànan-dehibe | NC | |
Ben'ny tanàna | NC | |
Firenena | Madagasikara | |
Faritany | Toliara | |
Faritra | Faritra Anosy |
Ny Distrikan' Amboasary-Atsimo dia distrika ao amin' ny Faritra Anosy, ao amin' ny Faritanin' i Toliara ao amin' ny tapany atsimo-atsinanan' i Madagasikara. Ny isam-poniny dia 258 241 araka ny faminavinana natao tamin'ny taona 2018.[1]
Ireto ny kaominina ao amin' ny distrikan' Amboasary Atsimo:
- Amboasary-Atsimo - Behara - Berano Ville - Ebelo - Elonty - Esira - Ifotaka - Mahaly - Manevy - Maromby - Marotsiraka - Ranobe - Sampona - Tanandava Sud - Tomboarivo -Tranomaro - Tsivory
Toekarena
[hanova | hanova ny fango]Famokarana teretra
[hanova | hanova ny fango]Orinasa dimy no mizara ny famokarana taretra. Manana mpiasa maherin' ny 6 000 izy ireo, miasa amin' ny velaran-tany 27 000 ha amin’ ny famokarana 12 225 taonina isan-taona. Ny 90 % amin' ny vokatra dia natao haondrana ary ny 10 % ho an' ny varotra eto an-toerana. Orinasa roa no manova ny taretra ho tsiraka voadio sy tady, dia ny Société Industrielle de Fort Dauphin (SIFOR) sy ny Société des Plantations de Sisal du Mandraré (SPSM).
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Ireo distrikan' ny Faritra Anosy
Rohy ivelany
[hanova | hanova ny fango]I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Amboasary Sud |
|