Catanduanes

Avy amin'i Wikipedia
Toetrana misy ny nosy Catanduanes ao Filipina

I Catanduanes dia nosy mamorona faritany nosy ao Filipina. Io faritany io dia anisan' ny Faritr' i Bicol ary ahitana ny nosy Catanduanes (faha-12 lehibe indrindra ao amin' ilay firenena), ny nosy Panay, ny nosy Lete ary ny vondro-nosy Palumbanes. Ao amin' ny Ranomasin' i Filipina no misy ireo nosy mandrafitra an' ilay faritany ireo.

Ny nosy Catanduanes

Tao amin' ny Faritanin' i Albay teo aloha izy, nahazo ny fizakan-tena amin' ny maha faritany azy tamin' ny 26 Septambra 1945. Ny isan' ny mponiny dia 260 964 araka ny fanisam-bahoaka tamin' ny taona 2015, ary mirefy 3 915 km2 ny velarany.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]