Aller au contenu

Bitro eorôpeana

Avy amin'i Wikipedia
BitroBitro eorôpeana

Ny bitro eorôpeana dia karazana bitro teratany any amin' ny Saikanosy Iberiana (anisan' izany i Espaina sy i Pôrtogaly ary ny atsimo-andrefana amin' i Frantsa). Ny anarany ara-tsiansa dia Oryctolagus cuniculus. Nampidirina be dia be tany an-kafa izy io, matetika misy fiantraikany manimba amin' ny zavamananaina eo an-toerana.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]