Akoho amam-borona
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Ny akoho amam-borona dia ny vorona fiompy, ka anisan' izany ny akoho sy ny karazany (vorontsiloza, akanga, ...) sy ny vorona fisa-paladia toy ny ganagana sy ny gisa, izay ompiana mba hahazoana nofony sy atodiny ary volony. Ireto ny vorona ompiana indrindra, araka ny lanjany sy ny habeny midina: ny gisa, ny vorontsiloza, ny ganagana, ny aotirisy ary ny akanga. Anisan' ny misy miompy koa ny kibobo (na kibo) sy ny voromailala.