Vietnam

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy
Cộng hoà Xã hội Chủ nghĩa Việt Nam ((vi))
Repoblika Sosialistan'i Vietnam ((mg))
Sain'i Vietnam Mari-piandrian'i Vietnam
(Antsipirihany) (Antsipirihany)
Teny filamatra : Độc lập, tự do, hạnh phúc
(Fahaleovantena, fahafahana, fahasambarana)
Location Vietnam ASEAN.svg
Teny ofisialy vietnamiana
Renivohitra Hanoi
21°2′N, 105°51′E
Tanàna lehibe indrindra Hô-Chi-Minh-Ville
Fitondrana sy governemanta
 - Filoha
Repoblika
{{{noms_dirigeants}}}
Velarantany
 - Tontaliny
 - Rano (%)
faha 65
331,698 km²
1,3 %
Isam-ponina
 - Tontaliny (2012)
 - hakitroka
faha 14
91 519 289 mpo.
253,5 mpo./km²

{{{1}}}

Anaran'ny mponina Vietnamiana, vietnamianina
Sandam-bola Đồng (VND)
Fiozao ny ora UTC +7
Hiram-pirenena Tiến Quân Ca
(Mandroso ny tafika)
Valan-tsehatra internet
Antso
an-tariby
+84

Vietnam, na Repoblika Sosialistan'i Vietnam (amin'ny fiteny vietnamiana : Cộng hoà Xã hội Chủ nghĩa Việt Nam) dia firenena ao Azia Atsimo Andrefana ao Atsinanan'ny tanjona Indôsinoa. Ny velarantaniny dia 341 690 km² ary ny isam-ponina sia 90,3 tapitrisa tamin'ny taona 2012. Vietnam no firenena faha-13 be mponina indrindra ary firenena Aziatika fahavalo be mponina indrindra.

Ny firenena mizara sisintany aminy dia Sina, Laôsa ary Kambodia. Ny renivohiny dia Hanoi ary ny tanàna lehibe indrindra dia Hô-Chi-Minh-Ville.

Jeografia[hanova | modifier le wikitexte]

Vietnam dia ao atsinanan'ny tanjona inosinoa. Ny velarantany manontolon'ilay firenena dia 331 210 km² izay mitovitovy velarana amin'i Alemaina. Ny halavan'ny amorontsiraka dia 3 444 km.

Ny tendrombohotra avo indrindra ao Vietnam dia ny Phan Xi Păng izay manana haavo 3 143 m

Toe-karena[hanova | modifier le wikitexte]

Ny avy, nampalemy ny toe-karen'i Vietnam ny fandaniambola lehibe ho an'ny tafika ary ny fandaminana ny toe-karena. Na dia izany aza, nitombo ohatra ny fitombon'ny toe-karen'ny sinoa ny toe-karen'i Vietnam taorian'ny nanesorana ny embargo amerikanina tamin'ny afovoan'ny taona 1990. Nandritry ny taona 2000 dia tsy latsaky 4,7% ny fitombon'ny PIB.

Ny PIB an'i Vietnam dia 299,2 miliara dollar izay manao azy ho toe-karena faha-43 lehibe indrindra. Tamin'ny 2011, ny lanjan'ny fambolena min'ny toe-karen'i Vietnam dia 48%, ny sampandraharaha dia 29,6% ary ny indostria dia 22,4%.

Fizahan-tany[hanova | modifier le wikitexte]

Mitombo isan-taona ny fizahan-tany. 4,25 tapitrisa no isan'ireo mpizahantany noraisin'i Vietnam tamin'ny 2008[1].

Firenena niavian'ny mpizahantany tonga tao Vietnam
  1. Flag of the People's Republic of China.svg Sina
  2. Flag of South Korea.svg Korea Atsimo
  3. Flag of the United States.svg Etazonia
  4. Flag of Japan.svg Japana
  5. Flag of the Republic of China.svg Taiwan
  6. Flag of Australia.svg Aostralia
  7. Flag of Thailand.svg Tailandy
  8. Flag of France.svg Frantsa
  9. Flag of Malaysia.svg Malaizia
  10. Flag of Singapore.svg Singapaoro

Jereo koa[hanova | modifier le wikitexte]

Tsiahy[hanova | modifier le wikitexte]

  1. http://www.vietnamtourism.com/f_pages/news/index.asp?loai=2&uid=8611