Taiwan

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy

中華民國[hanova | hanova ny fango]

Ny tany anjakan'ny Repoblikan'i Sina (Taiwan) (maitso maizina) ary ny tany lazainy fa azy (maitso mazava)

Ny Repoblikan'i Sina izay antsoina amin'ny anarany Taiwan, dia fanjakana ao Azia Atsinanana izay manjaka eo amin'ny nosin'i Taiwan ary amin'ny nosy manodidina. Ny 1 Oktobra 1949, dia nantsoana tany Beijing ny Repoblika Entim-bahoakan'i Sina izay noho ny fandresen'ny komonista ny nasionalista. Nanomboka tamin'ny 1950, ao Taiwan irery sisa ny tany ananan'ny Repoblikan'i Sina fahefana, noho izany, voazara roa ny tantaran'ny Repoblikan'i Sina: ny fotoana nanjakany erak'i Sina, ary ny fotoana izay nanjakany tao Taiwan irery.

Repoblikan'i Sina