Jibotia
Avy amin'i Wikipedia
| {{ {{{langue}}} }} | |||||
| جمهورية جيبوتي ar | |||||
| Gabuutih Ummuuno aa | |||||
| Jamhuuriyadda Jabuuti so | |||||
| Repoblikan'i Jibotia ((mg)) | |||||
|
|||||
| Teny filamatra : Unité, Égalité, Paix | |||||
| Teny ofisialy | frantsay ary arabo somali ary afar (fiteny iraisana) |
||||
| Renivohitra | Djibouti |
||||
| Tanàna lehibe indrindra | Djibouti | ||||
| Fitondrana sy governemanta - Filoha |
Repoblika Ismail Omar Guelleh |
||||
| Velarantany - Tontaliny - Rano (%) |
faha 145 23 000 km² Azo tsy raharahiana |
||||
| Isam-ponina - Tontaliny (2010) - hakitroka |
faha 161 833 000 mpo. 21 mpo./km² {{{1}}} |
||||
| Anaran'ny mponina | Jibotianina | ||||
| Sandam-bola | Franc Djibouti (DJF) |
||||
| Fiozao ny ora | UTC +3 | ||||
| Hiram-pirenena | Tonon-kiran'i Aden Elmi, mozikan'i Abdi Robleh |
||||
| Valan-tsehatra internet | |||||
| Antso an-tariby |
+253 |
||||
I Jibotia na Djibouti, na Repoblikan'i Jibotia (amin'nyteny arabo جمهورية جيبوتي, amin'ny fiteny afara Habuutih Ummuuno, amin'ny fiteny somali Jamhuuriadda Jabuuti) dia firenena any Afrika Atsinanna, manana amorontsiraka eo amin'ny Ranomasina Mena. Ny anaran-drenivohiny dia Jibouti ihany koa.