Angola

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy
Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Angola
Flag of Angola.svg
(Antsipirihany)
Devise nationale : «Virtus Unita Fortior - Ny firaisana no hery»
Fiteny portogezy, bantu, koishan
Finoana katolika ; vitsy an'isa ny animista sy protestanta
Renivohitra Luanda
Praiminisitra Paulo Kassoma
Filoham-pirenena José Eduardo dos Santos
Velarantany 1.246.700 km²
Mponina
 - Manontolo (2004)
 - Hakitroka
Liste des pays par population
10.978.552 mponina
8 mpo/km²
Anarana
Fahaleovantena 11 Novambra 1975
Hiram-pirenena Angola Avante
Sandam-bola kwanza
Faritra ora UTC +1
Faritra Internet .ao
Antso an-tariby 244


Firenena ao atsimo-andrefan'i Afrika i Angola. Ny Repoblika Demokratikan'i Congo (na Congo-Kinsasha) ao avaratra, ny Repoblikan'i Congo (na Congo Brazzaville) sy Zambia any atsinanana ary Namibia any atsimo no firenena mifandray sisin-tany aminy. Any andrefana kosa ny ranomasimbe Atlantika. Luanda no renivohiny.

Zana-tany portogezy i Angola hatramin'ny 1975 nahazoany ny fahaleovan-tenany.

Tantara[hanova | modifier le wikitexte]

Jeografia[hanova | modifier le wikitexte]

Mponina[hanova | modifier le wikitexte]

Politika[hanova | modifier le wikitexte]

Rohy Ivelany[hanova | modifier le wikitexte]

Tsiahy[hanova | modifier le wikitexte]