Hakitroky ny mponina
Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Densité de population)
Ny hakitroky ny mponina dia ny salan'isan'ny mponina isaky ny velaran-tany voafaritra (isaky ny kilaometatra tsy mivadi-mandry).