Zaynab bint Jahsh

Avy amin'i Wikipedia
Ny anaran' i Zaynab binti Jahsh

I Zaynab binti Jahsh dia zanak' olo-mpiray izy i Mohamady sady vadin' ity mpaminany farany amin' ny finoana silamo ity, ka noho izany dia heverin' ny Mozilmana ho anisan' ny Ummahât ul-Muʾminīn izany hoe "Renin' ny Mpino". Taloha izy dia vadin' i Zayd ibn Harithah, zanak' i Mohamady natsangany. Atao hoe زينب بنت جحش izy amin' ny teny arabo. Teraka tamin' ny taona 590 izy ary maty tamin' ny taona 641.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]