Maymuna bint al-Harith

Avy amin'i Wikipedia
Ny anaran' i Maymuna bint al-Harith

I Maymuna bint al-Harith no vadin' i Mohamady farany sady heverin' ny Mozilmana ho Renin' ny Mpino. Amin' ny teny arabo izy dia atao hoe مَيْمُونَة بِنْت ٱلْحَارِث. Teraka tamin' ny taona 594 ary maty tamin' ny taona 674.

Ny fanambadiany tamin' i Mohamady dia natao tamin' ny taona 629, raha tokony ho 27 taona izy. Izay fanambadiana izay dia natao hanamafisana ny fifandraisana amin' ny fianakavian' ny rain' i Maymuna, atao hoe al-Abbas, izay dadatoan' i Mohamady ihany koa. Maty tamin' ny taona 680 teo ho eo izy.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]