Juwayriyya bint al-Harith

Avy amin'i Wikipedia
Ny anaran' i Juwayriyya bint al-Harith

I Juwayriya bint al-Harith no vadin' i Mohamady fahavalo, ka heverin' ny Mozilmana ho Renin' ny Mpino toy ny vadiny maro hafa. Atao hoe جويرية بنت الحارث / Juwayriyyah bint al-Ḥārith izy amin' ny teny arabo. Teraka tamin' ny taona 608 izy ary maty tamin' ny taona 676.

Izy dia zanakavavin' i Al-Hārith ibn Abi Dirar, lehiben' ny Banu Mustaliq, izay resy niaraka tamin' ny fokom-pireneny tamin' ny ady.

Maty teo amin' ny fahadimy amby enimpolo taona izy tamin' ny taona faha-50 taorian' ny fifindra-monina ary nalevina niaraka tamin' ny vadin' i Mohamady hafa ao Jannatul Baqi'.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]