Voarointsilo
Fiseho

Ny voarointsilo dia zavamaniry ao amin' ny fianakavian-javamaniry Rosaceae, izay manana anarana ara-tsiansa hoe Rubus pauciflorus na Rubus niveus. Antsoina amin' ny teny malagasy hoe roimainty na voaroimainty koa izy.