Hankany amin'ny vontoatiny

Rubus rosifolius

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Voarohitsaka)
Rubus rosifolius

Ny Rubus rosifolius dia zavamaniry fihinam-boa, ao amin' ny fianakavian-javamaniry Rosaceae. Voarohitsaka sy voaroimena ary voaroitanala ny anarany amin' ny teny malagasy.

Rubus rosifolius

Tanehina anaty rano ny raviny dia omena ny zaza voan' ny kitrotro ny tambavy azo avy amin' izany rehefa nampangatsiahina.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]