Mponina ao Nizera
Fiseho
(tonga teto avy amin'ny Vahoaka ao Nizera)

Ny mponina ao Nizera dia tombanana ho 22 tapitrisa mahery tamin' ny taona 2022.
Ny vahoaka ao Nizera
[hanova | hanova ny fango]Ny vondrom-poko samihafa ao dia ireto:
- ny Haosa (55,4 % amin' ny mponina), izay monina any amin' ny faritra atsimo amin' ilay firenena, ara-kolontsaina akaikin' ny avaratra amin' i Nizerià;
- ny Zarma-Sôngay (22,4 %) monina any andrefana amin' ny firenena;
- ny Toarega (11 %);