Aller au contenu

Tsipika (jeômetria)

Avy amin'i Wikipedia

Ny tsipika dia soritra tsy manana sakany na hateviny, ka ahafahana mamaritra azy ara-tarehimarika izany ao amin' ny jeômetria amin' ny alalan' ny fampimirana ao amin' ny marin-toerana karteziana. Misy ny tsipika mahitsy, izay atao hoe hitsy, sy ny tsipika mibiloka, izay atao hoe biloka.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]