Fiteny aljika
Les langues algiques constituent une famille de langues amérindiennes d'Amérique du Nord. On pense qu'elles descendent toutes du proto-algique, une proto-langue du second ordre reconstruite à partir du proto-algonquien ainsi que des langues wiyot et yurok.
Ny fiteny aljika dia fianakaviam-piteny itambaran' ny fiteny amerindiana teratany any Amerika Avaratra. Heverina fa avy amin' ny prôtpô-aljika avokoa izy ireo, fiteny prôtô amin' ny laharana faharoa natsangana avy amin' ny fiteny prôtô-algônkiana ary koa nipoiran' ny fiteny wiyot sy nyfiteny yurok.
Ny ankamaroan' ny fiteny aljika dia ao amin' ny fianakaviam-piteny algônkiana, ampiasaina amin' ny faritra iray avy any amin' ny Tendrombohitra Rocky ka hatrany New-England. Ny fiteny aljika hafa dia ny fiteny yurok sy ny fiteny wiyot any amin' ny tapany avaratra-andrefan' i California.
Efa teny maty daholo ny teny miami, illinois, etchemin, loup A, loup B, mahican, massachusett, mohegan, pequot, nanticoke, narragansett, pamlico, powhatan, quiripi, naugatuck, unami, unquachog sy shinnecock, ny mpiteny farany ny teny wiyot maty taminy 1962, ny teny afa maty daholo, misy folo sisa ny mpiteny ny teny Yurok
Ny fiteny wiyot, miami, illinois, etchemin, lopa A, lopa B, mahican, massachusetts, mohegan, pequot, anticoke, narragansett, pamlico, powhatan, quiripi, naugatuck, unami, unquachog, ary shinnecock dia efa maty avokoa. Maty tamin' ny taona 1962 ilay mpiteny farany fantatra tamin' ny fiteny wiyot. Atahorana ho faty ny fiteny hafa rehetra. Vitsy noho ny ampolony ny isan' ny mpiteny ny fiteny yurok no inoana fa sisa.
Fiteny ao amin' ny fianakaviana aljika
[hanova | hanova ny fango]I. Wiyot
- 1. Wiyot (†)
II. Yurok
- 2. Yurok
III. Teny Algônkiana
- 3. Arapaho
- 4. Pied-noir
- 5. Cheyenne
- 6. Cri
- 7. Fox
- 8. Menominee
- 9. Miami-Illinois (†)
- 10. Ojibwé
- 11. Potawatomi
- 12. Shawnee
- A. Algonkina atsinanana
- 13. Abenaki atsinanana
- 14. Etchemin (†)
- 15. "Loup A" (†)
- 16. "Loup B" (†)
- 17. Mohican (†)
- 18. Malesita-passamaquoddy
- 19. Massachusett (†)
- 20. Micmac
- 21. Mohegan-Pequot (†)
- 22. Munsee (na Delaware)
- 23. Nanticoke (†)
- 24. Narragansett (†)
- 25. Pamlico (†)
- 26. Powhatan (†)
- 27. Quiripi-Naugatuck-Unquachog (†)
- 28. Shinnecock (†)
- 29. Unami (†)
- 30. Abenaki andrefana