Fiteny seienina

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Cheyenne (teny))
Saienina
Tsēhésenēstsestōtse

Isan'ny mpiteny ~10
Faritany  Etazonia: Nebraska, Oklahoma
Sata Akaikin'ny ho faty
Kaodim-piteny chy
Soratra latina


Ny Fiteny seienina dia fiteny amerindianina tenenina ao amin'ny faritra afovoan'i Etazonia. Foko roa miaraka ny saienina: Só'taa'e (Sutai) ary ny Tsé-tsêhéstâhese (na Tsitsistais(ts) avy amin'ny Tsêhéstáno), izay midika hoe "olona sahala isika" amin'ny teniny.

Ny teny saienina dia avy amin'ny teny lakota šahíyena izay midika šahíya kely.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]