Fiteny seienina
Fiseho
| Saienina Tsēhésenēstsestōtse | |
| Isan'ny mpiteny | ~10 |
| Faritany | |
| Sata | Akaikin'ny ho faty |
| Kaodim-piteny | chy |
| Soratra | latina |
Ny fiteny seienina dia fiteny amerindianina tandindonin-doza ampiasain ny vahoaka Seienina ao amin'ny faritra afovoan'i Etazonia, ao amin' ny Fanjakan' i Montana sy ny Fajakan' i Oklahoma. Ity fiteny manambatambatra hasin-teny ity dia manana endri-piforonan-teny saro-drafitra.
Foko roa miaraka ny saienina: Só'taa'e (na Sutai) sy ny Tsé-tsêhéstâhese (na Tsitsistais(ts) avy amin'ny Tsêhéstáno), izay midika hoe "olona sahala isika" amin'ny teniny.
Ny teny hoe saienina dia avy amin'ny teny lakota hoe šahíyena izay midika hoe "šahíya kely".